TIANA (MBOLA EVAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro izay aho
Nahita ny toerana uepxrq falehantsika
Dia nalahelo anao
Tsy hitako ny atao fa lavitra ahy ianao nalaiko sary antsaina ny tsikitsikinao
Velon-tsento foana aho
Fa malahelo anao txncrcy
Toa oriory foana e
Fa tsy hita izay atao
Ny elanelan-tany tsy tononkira.serasera.org hanadinoako anao
Tsy ho ela aho dia ho avy any
Ho eo ankaikinao
Tsy afaka ato antsaiko jqicg ilay tokin'ialahy hoe
Mahandrasa sombinaiko
F'aza soloinao aho
Ekeko antsitrapo o
Raha vonona tokoa e
Andrasako eny ihany ianao raha misy ny azo atao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MBOLA EVAHVangy : 3103
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rajy
Daty : 14/10/2009 21:38