Faly aho nahita anao (Manitra ANDRIAHARIFARA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho nahita anao
R’ilay masoandroko
Satria efa phogd ela mihitsy izay
No nitadiavako anao

Faly aho nahita anao
Fa tojo anjely soa
Ka isaorako ny Ray tia ahy
Zay bxlqpw nanome ahy izany

Ref. Ka faly, tena faly
        Fa ampy hoa ahy ianao
btrvf        Ka ravo, ravoravo
        Ny foko mandrakizay

Olana maro be
nisedra ahy tena re!
Tsy nety kivy aho satria
Nikatsaka ny mahasoa

Ankizivavy marobe
Eran’ny tontolo eny
Tsy tononkira.serasera.org nisy ny toa anao
Ka faly aho nahita anao


Ref. Ka faly, tena faly
        Fa ampy hoa ahy ianao
        Ka ravo, ravoravo
        Ny foko mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Manitra ANDRIAHARIFARA
Hits : 3243
Likes : 0 Like
Created by : Namana iray
Date : 17/05/2004 10:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3002