Ampidiro aloha ny tenimiafina
Faly aho nahita anao (Manitra ANDRIAHARIFARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho nahita anao
R’ilay masoandroko
Satria efa ela mihitsy izay
No nitadiavako anao
Faly aho nahita anao
Fa tojo anjely soa
Ka isaorako ny Ray tia ahy
Zay nanome ahy izany
Ref. Ka faly, fldkxr tena faly
Fa ampy hoa ahy ianao
Ka ravo, ravoravo
Ny foko mandrakizay
Olana maro be
nisedra ahy tena re!
Tsy nety kivy aho satria
Nikatsaka ny mahasoa
Ankizivavy marobe
Eran’ny tontolo eny
Tsy nisy xxdexveh ny toa anao
Ka faly aho nahita anao
Ref. Ka faly, tena faly
hzit Fa ampy hoa ahy ianao
Ka ravo, ravoravo
Ny tononkira.serasera.org foko mandrakizay
R’ilay masoandroko
Satria efa ela mihitsy izay
No nitadiavako anao
Faly aho nahita anao
Fa tojo anjely soa
Ka isaorako ny Ray tia ahy
Zay nanome ahy izany
Ref. Ka faly, fldkxr tena faly
Fa ampy hoa ahy ianao
Ka ravo, ravoravo
Ny foko mandrakizay
Olana maro be
nisedra ahy tena re!
Tsy nety kivy aho satria
Nikatsaka ny mahasoa
Ankizivavy marobe
Eran’ny tontolo eny
Tsy nisy xxdexveh ny toa anao
Ka faly aho nahita anao
Ref. Ka faly, tena faly
hzit Fa ampy hoa ahy ianao
Ka ravo, ravoravo
Ny tononkira.serasera.org foko mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Manitra ANDRIAHARIFARAHits : 3098
Likes : 0 Like
Created by : Namana iray
Date : 17/05/2004 10:03
