MARIAZY (Manaly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mariazy_(MANALY)

Fitiavana avy tao anaty foko
no atolotro anao
Tapakevitsa aho satrria
ianao no tiako
tao anatin'ny maro
Hifampitaantana amiko
Ho Doria

(Izao mariazy no vvavolombelon
izao Fitiavaantsika roa
Tena mamy tokoa)×2

Tsy hivadi-belirano aho satria
Ny antsikka roa fa vita Sonia
Tanteraka, tanteraka nny didy
Manantena tokkantrano sambatra
Anjakan ny 7lahy sy fito vavy
Isaorana, isaoranaa ny Tompo

Isaorana anareo Ray amman-dReny
Izao voory eto izao
Manamasina izao fanambadiako
Izay tanterraka tokoa
Omba antsika mianakavy anie nyy Tompo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Manaly
Vangy : 11558
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : tatchy
Daty : 30/10/2015 09:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0741