Manandrala manambaly (Manaly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanambalia misy fihinan-kina
Hialao malaky tsy ho sahira
Fanambalia atakalo drala
Tsy raha manjary fa mora rava...

oooouuh....oooouuuh
Fiainantsika atoy lahy madamo
Misy katramo katramo
Aleoko izaho miala fa tsy mahazaka
Andeha hila hafa
Tafarafara zaho mahatsapa
Tsy mivola 'he tsy drala
kay iha atoy fa malay
Fa izaho tsy mahay (x2)
Mila aly isan'andro
Mamoro heloke (x2)

Ref :
Manandrala manambaly izaho o!
Tsy manandrala mandry raiky
Manandrala manambaly izaho o!
Tsy manandrala sara-baly e (x4)

Misy condition vao miarake matory
Isaky fara vola mitakatsy karama
Misy condition vao miarake matory
Isaky fara vola mandray karama
hmmm hmmm hmmm
Tsy hataonao fihinan-kina
oooouuh....oooouuuh
Tsy hataonao fihinan-kina

Taominao hisaraky aho laha fa tsisy sôsy
Mipolia malaky laha fa misy môny (x2)
K'anao izao mahazo bisous (muuaah)
Feno drala maro pôsiko
Matoa zaho antsoinao "chéri chéri"
Misy pifiny aty
hmmm hmmm hmmm
Tsy hataonao fihinan-kina
oooouuh....oooouuuh
Tsy hataonao fihinan-kina aho e

Manandrala manambaly izaho o!
Tsy manandrala mandry raiky
Manandrala manambaly izaho o!
Tsy manandrala sara-baly e (x6)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Manaly
Vangy : 362
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nohisoa
Daty : 24/05/2022 15:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719