Nareo telo (Malm Martiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
etlbdue
Ilaozanao maditra sy misary alika any e
tsisy revy afa mihitsy ahafahanareo milamina e
sao dia mba hevitra hafa mihitsy no ataonareo roa any e
ka raha tsy mahadiso alamidamino ihany an an an
.................
................
mikorontana qptrbv be hono ianareo roa
izahay efa tononkira.serasera.org leo mizaha
sady mifamitaka tsy mahasoa
eritrereto ihany
........ lasa tsarainy olona ivelany, marikoriko
........ lasa henatr 'ilay tompon toerana io,mba fidifidio ihany
ireo izay nahita anareo roa,miara-vaky vava
fa mibaribary ilay toetra faharoa , tsy azo nafenina?
........ nareo mpinana nefa makaiza?
.........mifampitarika hatraiza hatraiza! oooo
(tsy mba misy mifampitaiza , fa hande ha hoa iza re? )
fa dia ho aiza re
.........
..........
.........
fa tiako anareo , tiako ianareo roa
matoa izaho miteny
fa rehefa tsy hihaino ataoko akory moa
ataovy eo ny xvuukj anareo
..... fa tiako ianareo , tiako ianareo roa annnn
..... fa rehefa tsy hihaino ataoko akory moa
(ATAOVY EO NY ANAREO TELO °)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Malm MartioraVangy : 2726
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/01/2018 14:12