Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nareo telo (Malm Martiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilaozanao maditra sy misary alika any e
tsisy revy afa mihitsy ahafahanareo milamina e
sao dia mba hevitra hafa mihitsy no ataonareo roa any e
ka raha tsy mahadiso alamidamino ihany an an an
.................
................
mikorontana be hono ianareo roa
izahay efa leo mizaha
sady mifamitaka tsy mahasoa
eritrereto ihany
........ lasa tsarainy olona ivelany, marikoriko
........ lasa henatr 'ilay thfpfapg tompon toerana io,mba fidifidio ihany
ireo izay nahita anareo roa,miara-vaky vava
fa mibaribary ilay toetra faharoa , tsy azo nafenina?
........ nareo mpinana nefa makaiza?
.........mifampitarika hatraiza hatraiza! oooo
(tsy mba misy mifampitaiza , fa hande ha hoa iza re? )
fa dia ho aiza re
.........
..........
.........
fa tiako anareo , tiako ianareo roa
matoa izaho vlkz miteny
fa rehefa tsy hihaino tononkira.serasera.org ataoko akory moa
ataovy eo ny anareo
..... fa tiako ianareo , tiako ianareo roa annnn
..... fa tcifs rehefa tsy hihaino ataoko akory moa
(ATAOVY EO NY ANAREO TELO °)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Malm MartioraHits : 2680
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 10/01/2018 14:12