Gasikara (Mafonja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv : Gasikara Oh oh oh oh
Gasikara, oh oh oh oh
Gasikara a
Tanindrazako e eee
Gasikara Oh oh oh oh
Gasikara, oh oh oh oh
Gasikara a
Tanindrazako e eee

Enga anie ho lavitry ny adim-poko o
Fanavakavana loko o
Ty tanindrazako e
Enga anie ho lavitry ny rà mandrika
Sy disadisa politika
Ty tanindrazako e e

Fiv : Gasikara Oh oh oh oh
Gasikara, oh oh oh oh
Gasikara a
Tanindrazako e eee
Gasikara Oh oh oh oh
Gasikara, oh oh oh oh
Gasikara a
Tanindrazako e eee

Enga anie vahoaka feno fahendrena
Vahoaka tia fandresena
Ny vahoaka Malagasy e
Enga anie ho lavitry ny habadoana
Vahoaka liam-pandrosoana
Ny vahoaka Malagasy e

Fiv 2 x : Gasikara Oh oh oh oh
Gasikara, oh oh oh oh
Gasikara a
Tanindrazako e eee
Gasikara Oh oh oh oh
Gasikara, oh oh oh oh
Gasikara a
Tanindrazako e eee
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mafonja
Vangy : 5524
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : FiBox
Daty : 02/11/2017 06:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1073