Havako anie izy izay (Madame Marie-Louise sy Madame Jeannette)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havako anie izy izay
Olona mamin’ ny foko,
Ka anio sy ho mandrakizay
Tsy maintsy kolokoloiko.
Havako,
Havako anie izy izay,
Havako,
Havako tokana loatra
Ny fonay ary hikamban-ko iray
Manomboka etỳ vgsxhdig sy any an-koatra.
(x2)
Na ho inona toetrany izao,
Na ory, na buoo tsy hisy mpijery,
N’ iza n’ iza, jhombud no efa nandao,
Ho havako, izaho samy irery.
Havako anie izy izay
Olona mamin’ ny foko,
Ka anio sy ho mandrakizay
Tsy maintsy kolokoloiko.
Havako,
Havako anie izy izay,
Havako,
Havako tokana loatra
Ny fonay izay nikamban-ko iray
Manomboka etỳ sy any an-koatra.
A/C : Amdrianary Ratianarivo
Hirain'i Madame tononkira.serasera.org Marie-Louise sy Madame Jeannette
Columbia – GF. 43
Olona mamin’ ny foko,
Ka anio sy ho mandrakizay
Tsy maintsy kolokoloiko.
Havako,
Havako anie izy izay,
Havako,
Havako tokana loatra
Ny fonay ary hikamban-ko iray
Manomboka etỳ vgsxhdig sy any an-koatra.
(x2)
Na ho inona toetrany izao,
Na ory, na buoo tsy hisy mpijery,
N’ iza n’ iza, jhombud no efa nandao,
Ho havako, izaho samy irery.
Havako anie izy izay
Olona mamin’ ny foko,
Ka anio sy ho mandrakizay
Tsy maintsy kolokoloiko.
Havako,
Havako anie izy izay,
Havako,
Havako tokana loatra
Ny fonay izay nikamban-ko iray
Manomboka etỳ sy any an-koatra.
A/C : Amdrianary Ratianarivo
Hirain'i Madame tononkira.serasera.org Marie-Louise sy Madame Jeannette
Columbia – GF. 43
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Madame Marie-Louise sy Madame JeannetteVangy : 279
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 19/07/2026 18:07
