Havako anie izy izay (Madame Marie-Louise sy Madame Jeannette)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havako anie ycpuvuab izy izay
Olona mamin’ zrhqffe ny foko,
Ka anio sy ho mandrakizay
Tsy maintsy tononkira.serasera.org kolokoloiko.

Havako,
Havako anie izy izay,
Havako,
Havako tokana loatra
Ny fonay ary hikamban-ko iray
Manomboka etỳ sy any an-koatra.

(x2)
Na ho inona toetrany izao,
Na ory, na tsy hisy mpijery,
N’ iza n’ iza, no efa nandao,
Ho qadpx havako, izaho samy irery.

Havako anie izy izay
Olona mamin’ ny foko,
Ka anio sy ho mandrakizay
Tsy maintsy kolokoloiko.

Havako,
Havako anie izy izay,
Havako,
Havako tokana loatra
Ny fonay izay nikamban-ko iray
Manomboka etỳ sy any an-koatra.

A/C : Amdrianary Ratianarivo
Hirain'i Madame Marie-Louise sy Madame Jeannette
Columbia – GF. 43

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Madame Marie-Louise sy Madame Jeannette
Hits : 194
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 19/07/2026 18:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0367