Hay ve (Ma.Mi.Kri )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hay ve Jesosy ka fitiavanaNo nahatongavanao nidina ety
Hay ve hamonjy anay tokoa Ianao
Tsy fantatray raha tsy izao, ry be fitia.
Ref:
Hay ve ka fitiavana, hay koa fanavotana
Hay dia fahasoavana ho anay Ianao
Koa dia ny saotra tena avy ao am-po
No indro raiso, Jesosy zoky o!
2. Ny fijaliana sy hakiviana
Indro izao afaka, nesorinao
Fa fifaliana sy fitsikiana
No indro mameno ny saina, fo, fanahy.
Ref:
Hay ve ka fitiavana, hay koa fanavotana
Hay dia fahasoavana ho anay Ianao
Koa dia ny saotra tena avy ao am-po
No indro raiso, Jesosy zoky o!
--------
Lien: