Hevitra momba ny MISY FARANY

Hiverina amin'ny MISY FARANY Hampiditra hevitra
hery ( 14 ora lasa)
Misaotra anao hatrany
Kotsur ( 1 andro lasa)
Misy fanintsiana kely mikasika ity kapila ity: Ossy no voalaza eo fa rehefa henoina dia i Ludger Andrianjaka sy Mme Jeanne Naly no mihira. Tsy manary ny sofina. Ny iray minitra monja kosa dia an'i Ossy tokoa hiranay sy Mama malala.
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1021