Hevitra momba ny Fikasana

Hiverina amin'ny Fikasana Hampiditra hevitra
Kotsur ( 17 andro lasa)
Diso aho fa misy daholo ireo kapila roa ireo ary tena mitovy tokoa.
Fikasana = Tokatranom-paradisa
Kotsur ( 28/03/2019 01:09)
Manao ahoana tompoko,
Raha tsy diso aho dia diso io titra io fa 'Tokatranom-paradisa' no marina. I Ludger no mpihira ary i Naly Rakotofiringa no mpanoratra. Nisy olona teto 'yakuza' no anarany nitady azy.

Misaotra tompoko
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0941