Velona Kristy (Lovenpraise Madagascar)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[Oie, Oie, Oie, Oie, Oie, Oie, Oh Oh Oh Oh]×2

[Velona Jesoa Kristy
Ny fasana resiny
Ny tany aza tsy nahatazona
Noho ny herin'ny Fanahin'ny Ray ]×2

Efa nomena Anao ny fahefana
Any ambany ka hatrany andanitra
Amin'ny anaranao no hanekena
Ny zavatra rehetra izao

[Jesosy no anarany (Oh,Oh)
Kristy Ilay Mpamonjy ahy(Oh, Oh)
Ny ràny no nalatsany (Oh,Oh)
Tsy lefy hery hatramin'izao ]×2

[Velona Jesoa Kristy
Ny fasana resiny
Ny tany aza tsy nahatazona
Noho ny herin'ny Fanahin'ny Ray ]×2 Ah Ah Ay, Ah Ah Ay.
Ouh Ouh.

A/C: Antsiva Andriamasimanana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lovenpraise Madagascar
Vangy : 7
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lovenpraise
Daty : 11/03/2026 11:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1007