Ho Anao Tompo (Lovenpraise Madagascar)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay iauic midera Anao
Manandratra avo ny anaranao
Amin'ny fihirana vaovao Ray o
Ho voninahitry ilay Anaranao

[Ho Anao Tompo izao hira izao
Fa mpanjaka mahery Ianao
Andriamanitra mahagaga Ianao].×2

Izahay rehetra,miondrika,miankohoka
Fa lehibe Ianao
Misandrata Tompo ccidg o.
Amin-kery sgmbx ho voninahitrao

[Ho Anao Tompo tononkira.serasera.org izao hira izao
Fa mpanjaka mahery Ianao
Andriamanitra mahagaga Ianao]×2

Haleloyah.

A/C: Antsiva Andriamasimanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lovenpraise Madagascar
Vangy : 193
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lovenpraise
Daty : 09/03/2026 07:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1701