Fanahy Masina (Lovatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Herintsika e, namana sakaizan'ny Fanahy
Izy 'lay mpitarika
Lovantsika e, dieny ety hiaina sambatra
Raha tarihin'ny Fanahy

Refrain:
Fa zay mino Azy, tsy Fanahy osa fa Fanahy mahery no mitarika
Izy 'lay Fanahy Masina
Izy no mampatsiahy antsika ny teny velona sy miasa
Izy 'lay Fanahy Masina

Andriamanitra miasa Izy eto an-tany
Zava-miafina sy fahagagana, zany Izy e
Miasa amin-kery sy fahefana
'Lay Fanahy Masina, ho antsika mino e

2. Amintsika e, miasa anivon-tsika ny Fanahy
Alalaho ny toerana
Ao am-pontsika e, te hamokatra kokoa ny Fanahy
Mba omeo toerana

Refrain:
Fa zay mino Azy, tsy Fanahy osa fa Fanahy mahery no mitarika...

Fitiavana (uhmm), fifaliana sy fiadanana (Fiadanana e)
'Zay lay izy e
Fitiavana sy fifaliana, fiadanana sy faharipo eeee
(Fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovantsoa, zany hoy ah e)
Fahamoram-panahy sy fanaovantsoa, fahmarinana sy fahalemem-panahy eee
(Fahamarinana, fahalemem-panahy, fahamoram-po)
Reo rehetra ireo, vokatry ny fanahy, ny Tompo no miasa
(Amintsika e)

Refrain:
Fa zay mino Azy, tsy Fanahy osa fa Fanahy mahery no mitarika....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lovatiana
Vangy : 502
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : DahRomy
Daty : 15/08/2023 09:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2365