Fanahy Masina (Lovatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Herintsika e, namana sakaizan'ny Fanahy
Izy 'lay mpitarika
Lovantsika e, dieny ety hiaina sambatra
Raha tarihin'ny Fanahy
Refrain:
Fa zay mino Azy, tsy Fanahy osa fa Fanahy mahery no mitarika
Izy 'lay Fanahy Masina
Izy no mampatsiahy antsika gmtwvet ny teny velona sy miasa
Izy 'lay Fanahy Masina
Andriamanitra miasa Izy tononkira.serasera.org eto an-tany
Zava-miafina sy fahagagana, zany Izy e
Miasa zibcvqe amin-kery sy fahefana
'Lay Fanahy Masina, ho antsika mino e
2. Amintsika e, miasa anivon-tsika ny Fanahy
Alalaho ny toerana
Ao am-pontsika e, te hamokatra kokoa ny Fanahy
Mba omeo toerana
Refrain:
Fa zay mino Azy, tsy Fanahy osa fa Fanahy mahery no mitarika...
Fitiavana (uhmm), fifaliana sy fiadanana (Fiadanana e)
'Zay lay izy e
Fitiavana sy fifaliana, fiadanana sy faharipo eeee
(Fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovantsoa, zany hoy ah e)
Fahamoram-panahy sy fanaovantsoa, fahmarinana sy fahalemem-panahy eee
(Fahamarinana, fahalemem-panahy, fahamoram-po)
Reo rehetra ireo, vokatry ny fanahy, ny Tompo no miasa
(Amintsika e)
Refrain:
Fa zay mino Azy, tsy Fanahy osa fa Fanahy mahery no nenyo mitarika....

--------
Lien: