Resy (Lion Hill)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IntroAza Adigno Zah Fa Mbôla Mandigny Anao
Aza Atao Ela Fao Resy Zaho Oh
'Lay Tianao Dila...
1_Vitsivitsy Andro Lasa Anao
Tsy Mety Zatra Ny Fö
Tsy Fantatra Aby Ny Andro Iregnanaö, Naö, Naö...
Mandingy Aketo Fö Malöha
Mampagnontany Anahy,
Oh.... Oviagna Hoavy Oh? Yeah...
Oh.... Mangigna Ny Aty Oh!
Ref:
Aza Atao Ela Fao Resy Zaho Oh,
Laitra Anö Dila...
Latsa-tôkagna...
'Lay Tianao Dila...
Aza Adigno Zah Fa Mbôla Mandigny Anao
Aza Atao Ela Fao Resy Zaho Oh
'Lay Tianao Dila...
2_Maty Masoandro Zaho Mitseky
Andro Giaka Aby Mahameky
Ndraiky Zah Migiaka Giaka Ao Raha!
Hainao Zah Gogna Tsy Mi-sôra
Agnotania Celine, Ndraiky Laura!
Fö Na Mandevy Io, Maiky Ny Ôra...
Tiako Hay,
Oh.... Oviagna Hoavy Oh? Yeah...
Oh.... Mangigna Ny Aty Oh!
Ref:
Aza Atao Ela Fao Resy Zaho Oh,
Laitra Anö Dila...
Latsa-tôkagna,
'Lay Tianao Dila...
Aza Adigno Zah Fa Mbôla Mandigny Anö
Aza Atao Ela Fao Resy Zaho Oh
'Lay Tianao Dila...
Aza Adigno Zah Fa Mbôla Mandigny Anö
Aza Atao Ela Fao Resy Zaho Oh
'Lay Tianao Dila...
Tavela Zaho Eh..., Resy Zaho Oh,
Laitra Anö Dila... ( Resy Eh... )
Latsa-tôkagna, ( Tôkagna... )
'Lay Tianao Dila... ( Dila, Dila.... )
Aza Adigno Zah Fa Mbôla Mandigny Anö
Aza Atao Ela Fao Resy Zaho Oh ( Lasa Anö... )
'Lay Tianao Dila...
Aza Atao Ela Fao Resy Zaho Oh
Laitra Anö Dila...
Latsa-tôkagna,
'Lay Tianao Dila...
Aza Adigno Zaho Oh...
Hainao, Resy Zaho Oh ( Lasa Anö... )
'Lay Tianao Dila...
Robins Lyrics
https://www.youtube.com/@Robins796
--------
Link:
