Coco (Lion Hill)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Tsy ambolianay coco, tsy digna raha ela ah
Tsy ambolianay coco oh oh oh, tsy digna raha ela ah)x2

Misaotra Zagnahary nagnadigno anao zah
Saika ho antitra akeo koa nandigny fogna ah
Nampandignasanao zaho efa maro taogna oohh
Niany za efa po1s ah, nahita ny tiako zay vo anao mitomogny

(Zao efa tsy tafa ah ooh ooh
Nahita ny tiako oh oh oh
Mitadiava hafa ah ooh oh
Nina fa tsy miako oh)x2

(Tsy ambolianay coco, tsy digna raha ela ah
Tsy ambolianay coco oh oh oh, tsy digna raha ela ah)x2

Sooo nè manafo manjengy vaivy eh ^_^
Fa izy koa tsy agnano mivolagna aloha tsy matapaka ambozogna
Niany efa tsisy place anao avy eh
Fo nah tô tsy amiako
Kè na malahelo anao aza mamono

(Zao efa tsy tafa ah ooh ooh
Nahita ny tiako oh oh oh
Mitadiava hafa ah ooh oh
Nina fa tsy miako oh)x2

(Tsy ambolianay coco, tsy digna raha ela ah
Tsy ambolianay coco oh oh oh, tsy digna raha ela ah)x2

Cocorico ooh
Cocoko oh aiyeh
Cocorico oh aiyeh
Cocoko oh

ainao
Cocorico ooh
Cocoko oh
Cocorico oh aiyeh

(Tsy ambolianay coco, tsy digna raha ela ah
Tsy ambolianay coco oh oh oh, tsy digna raha ela ah)x2
By Frapoli Tsitsi
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lion Hill
Vangy : 5567
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Tsitsiiloparf
Daty : 19/11/2019 21:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0742