You are here: home > Tononkira > LEZARD

ho neninao (LEZARD)


tsy mampaninona raha izay no tsapa sy vitanao
ka aleoko mangina
tsy misy nenina na ko hafenina aminao
ireo izay natao
ireo nofinofinao sy ny ahy koa
toa zary nadalo avokoa
ekeko fa nitia ahy ianao
ireo toky izay mba nomenao ahy  imolotra ihany
  tsapako ihany fa mafy izany kanefa moa
  mihonona ny fo
  raha ni hitalaho sy ny ho any aminao tsy mety koa
  tsy atao an-doha
nefa tsarovinao f’indray adroany
hahatsiaro Tsiky dia ampyahy ianao ka hitomany
izaho @ izay tsy anilanao
fa any am-badimbadika any ho any ka
mitso-drano anao nohany sisa azo atao
fa raha ny @ tsika angamba izay no vita
tena tiko ianao fa atao ahoana moa
fitia tsy anjara angamba ny antsika roa
nofo sy ra ihany ka mahatsiaro tomany
fitia latsaka anaty nefa rava ihany
tena tiko ianao nefa atao ahoana moa
fitia tsy anjara angamaba ny antsika roa ,ny antsika roa
  TSY MAMPANINONA!

            LEZARD


Hevitra mandeha

paolo (27/06/2018 19:16:37)

Mb aiza zao ry Lézard???

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LEZARD
Mpamaky : 1780
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : malala
Tamin'ny : 22/07/2005 04:55:49
ID : 3177

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo