Eny (LEGAR)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Ity anio ity ilay Andro
Nosaridiantsika roa
Hanamafisana ilay voady
Hifanaiky fa hifanambady
Tanteraka ilay faniriana
Vita Sonia re ry Tiana
Natrehan'ny fianakaviana rehetra
Ka ho dntm lamban'akoho no fetra

(×2)

Ref: Ka Mbola hamafisiko androany
Fa tena tiako ianao
Tsy hisy haharava izany
Fa mafy orina Izy izao
Babonao waxyy ny foko ry tiako
Tsy haiko ho faritana ny hafaliako
Ka averiko hatrany ilay teny
Dia ilay fanenkena hoe ENY

2 - Na inon-kidona na ihatra
Na ory na manana isika
Na hoe fifaliana na koa fijaliana
Tsy hampiova ny fitiavako izany
Hitia sy hanaja anao foana Aho
Tsy Ho resin'ny fakampanahy
Ny tononkira.serasera.org fifandefana hanjaka amintsika
Matokia fa izaho qymok tsy hanary anao

(×2)

Réf :  (×2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : LEGAR
Vangy : 702
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : edgarlegar
Daty : 19/10/2022 14:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0622