Ampidiro aloha ny tenimiafina
Eny (LEGAR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Ity anio ity ilay Andro
Nosaridiantsika roa
Hanamafisana ilay voady
Hifanaiky fa hifanambady
Tanteraka ilay faniriana
Vita Sonia re ry Tiana
Natrehan'ny fianakaviana rehetra
Ka ho lamban'akoho no fetra
(×2)
Ref: rbdxk Ka Mbola hyqjp hamafisiko androany
Fa tena tiako ianao
Tsy hisy haharava izany
Fa mafy orina Izy izao
Babonao ny foko ry tiako
Tsy haiko ho tononkira.serasera.org faritana ny hafaliako
Ka averiko hatrany ilay teny
Dia ilay uarupkb fanenkena hoe ENY
2 - Na inon-kidona na ihatra
Na ory na manana isika
Na hoe fifaliana na koa fijaliana
Tsy hampiova ny fitiavako izany
Hitia sy hanaja anao foana Aho
Tsy Ho resin'ny fakampanahy
Ny fifandefana hanjaka amintsika
Matokia fa izaho tsy hanary anao
(×2)
Réf : (×2)
Nosaridiantsika roa
Hanamafisana ilay voady
Hifanaiky fa hifanambady
Tanteraka ilay faniriana
Vita Sonia re ry Tiana
Natrehan'ny fianakaviana rehetra
Ka ho lamban'akoho no fetra
(×2)
Ref: rbdxk Ka Mbola hyqjp hamafisiko androany
Fa tena tiako ianao
Tsy hisy haharava izany
Fa mafy orina Izy izao
Babonao ny foko ry tiako
Tsy haiko ho tononkira.serasera.org faritana ny hafaliako
Ka averiko hatrany ilay teny
Dia ilay uarupkb fanenkena hoe ENY
2 - Na inon-kidona na ihatra
Na ory na manana isika
Na hoe fifaliana na koa fijaliana
Tsy hampiova ny fitiavako izany
Hitia sy hanaja anao foana Aho
Tsy Ho resin'ny fakampanahy
Ny fifandefana hanjaka amintsika
Matokia fa izaho tsy hanary anao
(×2)
Réf : (×2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LEGARHits : 704
Likes : 0 Like
Created by : edgarlegar
Date : 19/10/2022 14:04
