Ngôma Anao (Lamah Anassii)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 01 : Efa ho ray volana izay no nandehananaoNy foko ato anie mila ho torana
Tsy mahita ilay endrikao
Sous refrain : Zatra ilay tambitamby aho
Zatra ‘lay tsikitsikinao malala a
Zatra ilay hafananao
Sy ilay hanitrao manenika tanàna
Refrain : Ka miverena ianao ry malala a
Fa ny foko anie marary a
Mba miverena re ry malala a
F’efa zatra anao ka mila ho lasa adala aho
Couplet 02 : Atao ahoana moa
Fa efa ianao no andrinin’ny fo
Ka tsy mila hafa intsony aho
Fa ianao irery dia efa ampy ahy
Sous refrain : Efa voadiko izany hoe
Ny hankatia sy hampiadananao malala a
Ka ny hoe hiova hafa
Dia sanatria tena ho laviko
Refrain : Ka miverena ianao ry malala a
Fa ny foko anie marary a
Mba miverena re ry malala a
F’efa zatra anao ka mila ho lasa adala aho
Filaharany : Couplet 01, Sous refrain, Refrain, Feon-kira, Couplet 02, Sous refrain, Refrain, Interlude, Refrain
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lamah AnassiiVisites : 571
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : LamahAnassii514
Date : 06/02/2025 20:38
