Revim-boto (lafuma & Mamporey)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza tsaraina @ zava-bitako aho
fa mba jereo ny zava- misy
lazainareo maditra koa aho
satria anatin'ny olom-bitsy
Aza tsaraina @ zava-bitako aho
fa mba jereo ny zava- misy
lazainareo maditra koa aho



ilay fosafosam-piarahamonina vao mahita ahy ilay mamomamo kely madrefirefy lalana
de zao foana ilay kozy mba tononiny : zaza maditra io, boto tsy hay hanarina
ohatran'ireny hoe tany an-tranony no nangarona, nga ity fiainany ka hoe tsy ho tafarina
de zaho foana no mba hanariny hoe ratsy hono no ataoko satria tsy hitany ny hatsarany
OK...nenah la vie en rose , mirevy foan tsisy hoe fety, tsisy hoe pause
fahatanorana fandalovana io mba kozy ka normaly,
raha anaty manalazy zah no mikosoka
de asiny kisma izay ataoko io , na revy io na loka io
na moly io na toaka io (de tsarovy)
fa ity tsy volam-babanao k'akombony ny vavanao
de jereo ny adalanao


Aza tsaraina @ zava-bitako aho
fa mba jereo ny zava- misy
lazainareo maditra koa aho
satria anatin'ny olom-bitsy
Aza tsaraina @ zava-bitako aho
fa mba jereo ny zava- misy
lazainareo maditra koa aho
satria anatin'ny olom-bitsy

alina ny andro, misoma aho dia mikemba
tsy hiraty occaz fa indraindray io vo sendra ahy
tsy hifidifidy fa izay hita aloha no domina
na taviny io na toniny, ny tsirinay no sontominy
de maro @ zay ireo hitsara ahy mihevitra ahy ho adala
satria nenazy ihany no mety
ny ataoko hono toa feno adalana mandika ireo lalàna
maherihery ny fomba fietsika
nefa ra zovina , ny fiainandreo mitovy ihany
fa izy ireo no efa fatra mpanakiana
de aratsiany ataony hoe AOKA , nefa samy manota fa ireo tsy miseho vahoaka ( Fuck)
de mbola tsy afaka , ny toe-tsaina anaty lavaka
izy ireo ihany no nanolokolo de izy ireo ihany ny fitaratra
nefa nanavaka ahy ho alika fa tsy zanak'ondry
ekeko lesy eh, arahako @ onja


Aza tsaraina @ zava-bitako aho
fa mba jereo ny zava- misy
lazainareo maditra koa aho
satria anatin'ny olom-bitsy
Aza tsaraina @ zava-bitako aho
fa mba jereo ny zava- misy
lazainareo maditra koa aho
satria anatin'ny olom-bitsy


(lafuma)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : lafuma & Mamporey
Vangy : 735
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 2103lafuma
Daty : 19/12/2019 17:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.073