lasa ianao (lafuma & Mamporey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Lafuma)Vao nisy ny adiady de nisaraka ..(nisaraka nisaraka)
Le voady nifanaovana io ko fa raraka...(raraka to raraka)
tsy kivy aho tsy ketraka,
Ny andamina ty resakaaaa
Fa madio sy masina lotra
ilay fitia (lay ftia)
Refrain : Avelao wa za mba hanazava an
Ny fo ranomafana ka tsy maintsy hisava a
Ekeko efa diso zaho tsy mety natao
Tsy rampitso f'androany zaho.n'ifona aminao
Reny adalana.vitako honerako ireny
Ny revy sy ny.ditra tsy ataoko tsony ry Neny
(Lafuma)
To lasa nofinofy le fitiavana be tsy nis fangarony
Voa nisy ny fifamaliana de lasa nisitaka tsy azo nnarina
Nitsahanao le lova,naleonao nikisaka
To tsy mampino hoe le teny mamy hatrizay kay toky sy fitaka
Rf laninao ny mamy,de iny enao lasa tsisy indra fo
Tsisy dikany no nampifamaly de nandeh,nitady hafa koa
O ma baby! Zaho mitalao
Miangavy aho mijanona aky rah mba azo atao
Refrain : Avelao wa za mba hanazava an
Ny fo ranomafana ka tsy maintsy hisava a
Ekeko efa diso zaho tsy mety natao
Tsy rampitso f'androany zaho.n'ifona aminao
Reny adalana.vitako honerako ireny
Ny revy sy ny.ditra tsy ataoko tsony ry Neny
(Lafuma)
De Lasa nofy sisa reo sangisangy sy tambitamby
Niakatra be ny hafanana de iny fa rava ny fiainatsika
Takomanao t@ fitia feno lainga hatrizay ny bandy
Vo nis occaz ts niandr ela kory de nenganao zaho ry sipa
To nanjary tsy azo nalamina,(eh)
Tato ato de sarom-patarina, (eh)
Narinao ny mamy nifampizarana
Naleonao fitia nangalarina. (Eh)
Tsisy bedy ra toa enao leo f'andana mandehana
Atao ampy ze rht vita tsiaro tsy hay fafana
......Ouooh oooh ouooh.....
(Mamporey)
Mahery loatra ny tsirony fakam-panahy
Ny tena ko moa tsy anjely fa mbola lehilahy
Efa niezaky ny anohatra niezaky ny andà
Ra misy fo mangoraka tairo mamelaha
Tairo mamelaha tairo mamelaha ahy
Honerako anie wa...onerako anie wa e
Ka aleo tsy asina elanelana eh
Fa aleo mba icollé (coolléee)
Ra tsisy anao de very elatra e...
Ka mba miangavy aho mingavy aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : lafuma & MamporeyVangy : 1382
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : 2103lafuma
Daty : 13/05/2017 11:57