You are here: home > Tononkira > Kyrone

Ampy izay (Kyrone)

nandatsa ahy naneso ahy
izay no mba nomenao ahy
ho valiny ilay fitia natolotro
izay rehetra azo atao hanamafy
ilay fatoratsika nefa dia nolavinao
izao nanao izay mety ho anao
ny amiko rehetra nafoiko anao ho anao ho anao

ref: ampy izay ireny fandeferako ireny,
      aok'izay ireo fijalina niseho
      aleo samy andeha am'izay tiany ihany
      ampy izay ireny fandeferaku ireny
      aok'izay ireo fijalina niseho
      sady izaho efa leo anao
      ka ampy iztononkira.serasera.orgay

ny fianako aleo tsisy azy
fa manome ratram po ho ahy
irery ka aleo ijanona any
izay no efa vita tantara
sisa nofy nandalo
toy ny iainantsika sy ianao avadika ho pejy vao
izaho nanao izay mety ho anao
ny amiko rehetra nafoiko anao ho anao

ref: ampy izay ireny fandeferako ireny,
      aok'izay ireo fijalina niseho
      aleo samy andeha am'izay tiany ihany
      ampy izay ireny fandeferaku ireny
      aok'izay ireo fijalina niseho
      sady izaho efa leo anao
      ka ampy izay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Kyrone
Mpamaky : 75
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : tanjona love
Tamin'ny : 25/07/2019 12:20:32
ID : 11916

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo