My jejo (ft Bab's & TSK) (Kim jah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kim jah : couplet. 1
Ny ankizy ny ahy tsetsoka. Jejo izy matetika. kavina miletika, manitra ao amin'ny helika, ny akanjo foy kely ka izay no hitiavako azy, ho (anah) ny andravahako azy, tanora fa tsy hoe zaza.
Tsy voatery hoe Manala azy, Izaho no mahalala azy,( izaho no mahalala azy).
Miseho mifosafosa foana nefa aveo hijery (anazy)avy ao aoriana.
Izaho anie hoy aho no tiany foana fa raha ialahy no sipany (to-de) ariany .

refrain:(TSK)
Oh yeah
Izaho mihitsy no mila (anazy) mba jejo
Ao vé?
Izay rehetra rehetra ilainy lesy omeko
Tiako mihitsy izy iny "My jejo jejo"(4fois)

Bab's: couplet 2
Jejo jejo hono izy (norme) fa izany ny (tsein)
Araraoty hoy izy fa mbola tsy tonga ny (fin)
(Fond de teint, maquillage, loko mena )
Izay no itiavako azy iny fa tsy ho soloiko (nenah)
Miofo mena ny fijerin'ny manodidina, tsy niakatra fa nidina; hoe ny SIPA raha vao jefijefy dia lazaina manidina. Tsy fidiny (hoanah) raha tia azy, fa vokatrin'ny FO dia tsy maintsy anaradia azy, amin'izay aleha, ka hoan'izay mahare:efa iny izy iny ka ataoko ahoana fa efa izay ary e!
Izay nareo, ilay mitsara ivelany fotsiny. Ohatran'ny hoe miseho mahalala alohan'ny tompony.

Refrain:..............(TSK)

TSK: couplet 3
Ny ankajony manaraka ny vatany e( ouuuway lesy)
Manintona ny maso izy anie fantany e(ouay le, ouay lesy)
Jejo izy fa maharaka, kiraro vaovao indray no omeko azy manaraka. Amin'ilay (Nike). Tiko izy ilay miaingo na tsy tianareo , tsara izy ilay miaingo dia tsy ahoanareo yeah e.
Ireny vé tsy hivarotra e? Ny aminay tsy aharitra e?
Maditra be izy hono...ialahy nga efa nanombanany EE...?

Refrain: ....(TSK)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kim jah
Vangy : 5129
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 13/06/2017 00:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1886