Iriko tsy hiova (KEN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[Verse]
Nambabo ahy
Nampitony ahy
Tsy misy ahiahy
Rehefa eo ianao
Tavela teo
Tsy te handao
Tsy mety leo
Ny sitraponao ye

[Chorus]
Iriko tsy hiova
Ny toetranao
Ni tsikinao mitantara zavatra hafa
Iriko tsy hiova
Ny fitiavanao
Reko ny fonao midoboka

[Verse]
Haiko fa tsy miady irery aho
Mety izay atao
Tsodrano ho ahy
Ny fisianao
Fankampanay
Mandrisika ahy
Handeha alavitra
Velom-panahy
Hatrany hatrany

[Chorus]
Iriko tsy hiova
Ny toetranao
Ni tsikinao mitantara zavatra hafa
Iriko tsy hiova
Ny fitiavanao
Reko ny fonao midoboka

[Verse]
Rehefa tia
Dia toy ny  babo anaty
Tsy te ivily
Toy ny misy tady
Ka na thles cbjgfxim ny andavanandro
Dia toy ny alahady
Fitia tononkira.serasera.org mivaly fitia no mameno akany
Tsy lany kaod mamy

[Chorus]
Iriko tsy hiova
Ny toetranao
Ni tsikinao mitantara zavatra hafa
Iriko tsy hiova
Ny fitiavanao
Reko ny fonao midoboka
Iriko tsy hiova
Ny toetranao
Ni tsikinao mitantara zavatra hafa
Iriko tsy hiova
Ny fitiavanao
Reko ny fonao midoboka

[Outro]
Reko ny fonao midoboka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KEN
Vangy : 7
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vandj36
Daty : 08/11/2026 05:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.14