You are here: home > Tononkira > Kaijah BL

Fake love (Kaijah BL)

Fa izy raha mba niezaka nizara an'ilay fitiavana
Dia ho anao ry Kiala e
Fa izy raha nandao an'ireo namana sy ireo havana
Dia noho ianao ry kiala e
Efa ianao no nantenainy
Ianao ihany no ialainy
Efa ianao no nizarany ireo alahelo sy ny tarainany
Nantenainy mba hanampy azy @ fiainany
Oaaaiieeee

Saingy indrisy mantsy
Ianao toa nanalavitra azy
Ilay fitiavany iny toa Maty
F'ianao mba nantenainy ho azy eee ײ

Réf : Fa ianao fa ianao nantenainy mba ho azy irery
Kay ianao kay ianao no nampitondra azy Tsiky dia ampyilay fery ×?

Fa izy tsy mahay an'izany hoe mitia
Nefa anie toa babonao tanteraka ny fony e
Raha mba nihezaka izy nikaroka ilay tena hoe fitia
Kanjo kilalao no nasetrinao ka ataony akory e
Fa izy tsy mahalala ny tsy ankilanao
Fa izy tsy mahafantatra ny ankotranao
Efa ianao ihany efa ianao ihany kiala eeee

Saingy indrisy mantsy
Ianao toa nanalavitra azy
Ilay fitiavany iny toa maty
F'ianao mba natenainy ho azy eee ײ

Réf : Fa ianao fa ianao nantenainy mba ho azy irery
Kay ianao kay ianao no nampitondra azy ilay fery ×?

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Kaijah BL
Mpamaky : 88
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ainakaijah
Tamin'ny : 30/07/2019 10:29:34
ID : 11943

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo