Fake love (Kaijah BL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa izy raha mba niezaka nizara an'ilay fitiavana
Dia ho tononkira.serasera.org anao ry Kiala e
Fa izy raha nandao an'ireo namana sy ireo havana
Dia noho ianao ry kiala e
Efa ianao no nantenainy
Ianao ihany no ialainy
Efa ianao no nizarany ireo alahelo sy ny tarainany
Nantenainy mba hanampy azy @ fiainany
Oaaaiieeee
Saingy indrisy mantsy
Ianao toa nanalavitra azy
Ilay fitiavany iny toa Maty
F'ianao mba nantenainy ho azy eee ײ
Réf : Fa ianao fa ianao nantenainy mba ho azy irery
Kay ianao kay ianao no nampitondra azy ilay fery ×?
Fa izy tsy bprwefg mahay an'izany hoe mitia
Nefa anie toa babonao tanteraka ny fony e
Raha lzklcult mba nihezaka izy nikaroka ilay tena hoe fitia
Kanjo kilalao no nasetrinao vkje ka ataony akory e
Fa izy tsy mahalala ny tsy ankilanao
Fa izy tsy mahafantatra ny ankotranao
Efa ianao ihany efa ianao ihany kiala eeee
Saingy indrisy mantsy
Ianao toa nanalavitra azy
Ilay fitiavany iny toa maty
F'ianao mba natenainy ho azy eee ײ

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kaijah BLVisites : 1860
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ainakaijah
Date : 30/07/2019 10:29