Hitia toa Anao (jordana sy zoara( g.a.e))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HITIA tononkira.serasera.org TOA ANAO
Tompo ô omeo ahy ny Fitia
Fitiavana tokam-po
Tsisy qrjjux fihatsaram-belatsihy
Rehefa dia tia wpdcmne dia tena tia, tia tokoa
(2 fois)
Fitia tsy mitady varotra
Fitia voasedran-tsarotra
Fitia mateza, Fitia maharitra
Nianjadian'eso sy latsa
Niaritra hono rfkw sy ratra
Fitia Doria tsy mba hita faritra
Tompo ô resy lahatra anie
Resinao resinao ity izaho
Omeo ahy, omeo re
Ny Fitiavanao mba itiavako Anao
(2fois)
Fitia tsy mitady varotra...
...
...
Tompo ô omeo ahy ny Fitia
Fitiavana tokam-po
Tsisy qrjjux fihatsaram-belatsihy
Rehefa dia tia wpdcmne dia tena tia, tia tokoa
(2 fois)
Fitia tsy mitady varotra
Fitia voasedran-tsarotra
Fitia mateza, Fitia maharitra
Nianjadian'eso sy latsa
Niaritra hono rfkw sy ratra
Fitia Doria tsy mba hita faritra
Tompo ô resy lahatra anie
Resinao resinao ity izaho
Omeo ahy, omeo re
Ny Fitiavanao mba itiavako Anao
(2fois)
Fitia tsy mitady varotra...
...
...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : jordana sy zoara( g.a.e)Vangy : 191
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jordana
Daty : 22/03/2026 02:25
