Hitia toa Anao (jordana sy zoara( g.a.e))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HITIA TOA ANAO
Tompo dxifarnj ô omeo ahy ny tononkira.serasera.org Fitia
Fitiavana wzjfr tokam-po
Tsisy fihatsaram-belatsihy
Rehefa dia tia lieno dia tena tia, tia tokoa
(2 fois)
Fitia tsy mitady varotra
Fitia voasedran-tsarotra
Fitia mateza, Fitia maharitra
Nianjadian'eso sy latsa
Niaritra hono sy ratra
Fitia Doria tsy mba hita faritra

Tompo ô resy lahatra anie
Resinao resinao ity izaho
Omeo ahy, omeo re
Ny Fitiavanao mba itiavako Anao
(2fois)
Fitia tsy mitady varotra...
...
...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : jordana sy zoara( g.a.e)
Visites : 192
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jordana
Date : 22/03/2026 02:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0565