Jehovah mpiady mahery (Johnattan Pakou feat TVMF Choir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah mpiady mahery
Ilay liona an'i Joda
Miondrika aho mitsaoka Anao
Yaweh, Yaweh, ataovy izay tsy hain'ny olona atao...
....
Ianao ilay mamono sy manome fiainana
Liona Ianao, nefa koa zanak'ondry e!
Yaweh, Yaweh ô ô!, ataovy izay tsy hain'ny olona atao.
Voninahitro hoy Ianao, ilay Ray mpanangana eipbbv ahy!
Devoly mangovitra, refa antsoinay tononkira.serasera.org ny anaranao
Ry Andriamanitra varatra, ry Andriamanitra afo a! ô ô!, ataovy izay tsy hain'ny olona atao.
*Jehovah mpiady cytrl mahery
Ilay liona an'i Joda
Miondrika aho mitsaoka Anao
Yaweh, Yaweh, ataovy izay tsy hain'ny olona atao. (X2)
....
Ianao Rain'ny kamboty Ray!, Reny ho an'ny kamboty ireny
Vady ho an'ny mananontena, fanampiany ho hirkci an'ny tsy manana
Ilay mpanasitrana ahy, ilay mpanafaka ahy,
Ataovy izay tsy hain'ny olona atao.
Ianao mpanao làlana
Akisakanao ny tendrombohitra,
Hatsanganao ny maty
Omenao zanaka ny momba, Yaweh!

*Jehovah mpiady mahery

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Johnattan Pakou feat TVMF ChoirHits : 3847
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 30/09/2022 05:27