VENTSO (JOH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manimanina anao zaho, dia mamentsoventso
Mitomany lasa sento, fa lavitra anao.
Malahelo anao foana, dia mamisavisa
Mitomany mitanisa, reo tsiambaratelo

    Miventso anao mangina aho, indramiko ity hira ho any aminao
    ianao ilay namana tsy foiko, manina hany aho
    ka mahatonga ahy hiventso izao hira izao.

Ref:
Any yvcsxkm izao ianao, tsy hay izay nahavariana anao
Fa czbkwd dia nilaozanao tanteraka ity, ÔOOOO, ity namanao

Any izao ianao, variana milalao ka adinonao
ilay fiarahantsika, adinonao tokoa
ka mahatonga ahy hiventso sy hamoy fo

Ref:
.........

Tsorororotsoroooo..
  tononkira.serasera.org  izaho ngômangôma
   fa lavitra anao
   inoako fa tsy hihaona
   izaho sy ianao.......

Miventso anao mangina yssb aho.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : JOH
Hits : 2994
Likes : 0 Like
Created by : dinos
Date : 30/04/2009 14:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0284