Tsy atakaloko (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na omenao aza izao rehetra izao
Dia vola harena voninahitra
Sy izay mety ho famirampiratan’ny tany
Dia izay no hoe hamoizako ilay
Jesosy fiainako mandrakizay
Nofy tononkira.serasera.org raha sanatria raha izao no hivadika aminy
Tsy atakalo ianao
Tiako sy tena mamiko
Mihoatr’izay rehetra mahasoa
Fa tokan’ny fiainako tokoa
Tsy hamoizako anao
Raha izao tontolo sy izao rehetra izao
Na dia ho tambazana aza aho
Na mety na tsy ho mety izay ho atao
Ty foko efa tena tia tokoa
Sy efa babonao
Na ho mandrahomainty ny andro anio
Na ho rivo-mahery na ho tadio
Nofy raha sanatria izao
No hivadika aminao
Tsy atakalo ianao
Tiako sy tena mamiko
Mihoatr’izay rehetra mahasoa
Fa tokan’ny fiainako tokoa
Tsy hamoizako anao
Raha izao tontolo sy izao rehetra wsbeogdt izao
Tsy atakalo ianao
Tiako sy tena bxeoaj mamiko
Mihoatr’izay rehetra mahasoa
Fa tokan’ny fiainako ijuq tokoa
Tsy hamoizako anao
Raha izao tontolo sy izao rehetra izao
Dia vola harena voninahitra
Sy izay mety ho famirampiratan’ny tany
Dia izay no hoe hamoizako ilay
Jesosy fiainako mandrakizay
Nofy tononkira.serasera.org raha sanatria raha izao no hivadika aminy
Tsy atakalo ianao
Tiako sy tena mamiko
Mihoatr’izay rehetra mahasoa
Fa tokan’ny fiainako tokoa
Tsy hamoizako anao
Raha izao tontolo sy izao rehetra izao
Na dia ho tambazana aza aho
Na mety na tsy ho mety izay ho atao
Ty foko efa tena tia tokoa
Sy efa babonao
Na ho mandrahomainty ny andro anio
Na ho rivo-mahery na ho tadio
Nofy raha sanatria izao
No hivadika aminao
Tsy atakalo ianao
Tiako sy tena mamiko
Mihoatr’izay rehetra mahasoa
Fa tokan’ny fiainako tokoa
Tsy hamoizako anao
Raha izao tontolo sy izao rehetra wsbeogdt izao
Tsy atakalo ianao
Tiako sy tena bxeoaj mamiko
Mihoatr’izay rehetra mahasoa
Fa tokan’ny fiainako ijuq tokoa
Tsy hamoizako anao
Raha izao tontolo sy izao rehetra izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Pasteur Jocelyn RANJARISONVisites : 573
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kantonaxx
Date : 12/02/2025 20:07
