Tompo ô, tiako Ianao (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! tiako Ianao
Ianao no fiainako
Fifalian’ny fo
Hasambarako

Mitsaoka Anao aho
Fa mamiko indrindra ianao
Maniry Anao fatratra ny fo
Sy izay rehetra rehetra ato anatiko

Tiako Ianao
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/jocelyn-ranjarison/tompo-o-tiako-ianao-2
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISON
Vangy : 8254
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 03/10/2007 07:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0682