Ianao no fahazavako (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no fahazavako
Raha anaty alina
Ianao no mampitraka
Raha anaty ny anhi ady aho
Ianao no mampahery
Raha mila ho kivy aho
Dia ianao, ianao Tompo o
Dia ianao Tompo o
Zava-drehetra amiko
Fa ianao Tompo o
Fiainako
Dia ianao Tompo o
Ilaiko isan’andro
Fa very aho raha lavitra anao
Ianao no fifaliako
Raha sendra ory ahqw aho
Ianao no zwcxi fiereko
Raha tojo mafy aho
Ianao no heriko
Raha reraka ny aiko
Dia ianao, ianao tononkira.serasera.org tompo o
Raha anaty alina
Ianao no mampitraka
Raha anaty ny anhi ady aho
Ianao no mampahery
Raha mila ho kivy aho
Dia ianao, ianao Tompo o
Dia ianao Tompo o
Zava-drehetra amiko
Fa ianao Tompo o
Fiainako
Dia ianao Tompo o
Ilaiko isan’andro
Fa very aho raha lavitra anao
Ianao no fifaliako
Raha sendra ory ahqw aho
Ianao no zwcxi fiereko
Raha tojo mafy aho
Ianao no heriko
Raha reraka ny aiko
Dia ianao, ianao tononkira.serasera.org tompo o
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISONVangy : 5165
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ajahnirina
Daty : 13/10/2008 16:59
