Fahasoavanao (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

https://tononkira.serasera.org/hira/jocelyn-ranjarison/fahasoavanao-1

Fahasoavanao namonjena ahy
'Zaho 'lay mpanota
Ratsy indrindra
Very aho taloha
tononkira.serasera.org'Zao voavonjy aho
Jamba aho taloha
'Zao mahita

Fahasoavanao no nahatoy izao ahy
Tsy toy izao intsony aho

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISON
Mpamaky : 2996
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : vkeba
Tamin'ny : 24/02/2017 09:16:10
ID : 9196

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo