ANDRON’NY TOMPO ANIO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

Asandrato anio ny hira fiderana
Ndao hiara-hanandratra Azy
Amim-pifaliana no hankalazana
Andron'ny Tompo anio

Ny volana aman-kintana
(Hidera Azy)
Ny lanitry ny lanitratononkira.serasera.org
(Hidera Azy)
Ny anjeliny rehetra
(Hidera Azy)
Andron'ny Tompo anio

Ny volana aman-kintana
(Hidera Azy)
Ny lanitry ny lanitra
(Hidera Azy)
Ny anjeliny rehetra
(Hidera Azy)  
Andron'ny Tompo anio

Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISON
Mpamaky : 6819
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zokelia
Tamin'ny : 05/09/2012 07:47:53
ID : 6158

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo