ALOFY AHO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

https://tononkira.serasera.org/hira/jocelyn-ranjarison/alofy-aho

Alofy aho fa mialoka Aminao aho
Arovy aho ambany sandrinao
Rahamanonja Tsiky dia ampymafy ny alondrano
Ianao no ialofako isan’andro

Arambato izay iafenako
Eo Aminao no itoerako

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISON
Mpamaky : 4148
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zokelia
Tamin'ny : 24/02/2014 09:05:28
ID : 6476

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo