Boba ra (Jiro Be)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lohanao tananao tongotrao Boba rà
Jesosy ô, namonjena anay
Karavasy, maranitra, nitsatotsatoka ny fantsika
Taminao Jesosy ô, namonjena anay
Ny marary mahita anao, velona sitrana e
NY MADITRA ZAO LATSADRANOMASO
Lay rahavavy mpivarotena, nahita anao, lavo nianjera e
REO MPANGALATRA E, LASA MPANOME
Mpisotro toaka, mamo lava, nahita tononkira.serasera.org anao dia nisava
MPITENY RATSY ZAO, LASA MITORITENY
Ministra Directera, nahaita anao , lasa tia nanetry tena e
MPIAVONAVONA E, LASA BE FITIAVANA
Mpanompo jiduvn sampy, sy ody gasy, nahita anao, tsy tia na dia paraky e
MPAMONY DOANY ZAO, LASA FIFOHAZANA
Ny fanadinan'ny mpianatra e, Izay mandohalika aminao
MANANTENA FA HO AFAKA E,
REO TSY MANANA ASA LASA PATRON
Izy mivady saika isaraka, nahita anao,
DIA NIFANARAKA E
NY ANKIZY SAIKA KAMBOTY, NISY NITROTRO
Lay rahavavy saika tsy niteraka vpoamfh e, dia notahianao dia niteraka e
RAMOSE EFA KIVY, HO AVY NY raupo ANKIZY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jiro BeVisites : 1707
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : narda7
Date : 18/11/2021 22:17