Hevitra momba ny Fisarahana

Hiverina amin'ny Fisarahana Hampiditra hevitra
Kotsur ( 8 ora lasa)
Mba tiako lazaina mikasika ity lahatsoratra ity dia :
1. Ny fiarahana teto hatrizay ---> Ny fiarahana teto hatrizao. Io no voalaza ao amin'ny hira. Manamarika ny mitranga amin'izao fotoana izao.
2. Mety hijaly ny foko, hijaly noho ianao ---> Inefa hijaly ny foko, hijaly ny anao.
Voalohany aloha dia 'ny' no tenenin'ireo mpihira fa tsy 'noho' mihitsy.
Faharoa dia ity : Eto dia manamarina izireo fa 'Indro anefa' = Inefa hijaly ny foko ary hijaly koa ny anao. Izay no mahatonga ny hoe 'Inefa hijaly ny foko, hijaly ny anao' no tokony marina. Tsy izaho anefa no nanoratra fa Edwige sy Rado ary koa angamba i Naly.
Misatotra tompoko
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1013