Ampy ahy Jeso (Imprimerie ADVENTISTE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv : Raha mbola velona aho ka miaina ety,
Ampy ahy Jeso, ampy ahy Jeso
Izay no hany faniriako Tompo ô,
uugs Ny hirakitra am-poko f’ampy ahy Jeso
Andrandraiko anio http ny maso hifantoka Aminao
Tsy hijery akory izany ady vbyao hanafotr’ahy
Ny hany hitalahoako sy hangatahiko Aminao ô
Ampy ahy Jeso, ô ampy ahy Jeso
Tano mafy aho mba hifikitra Aminao
Tsy ahoako izay ho valifatin’ny tsy tia
Ny hany hitalahoako sy hangatahiko Aminao ô
Ampy ahy Jeso, ô ampy ahy Jeso
Na ho jamba aza ireo masoko ireo
Ka esorina amiko ny aina sy ny tononkira.serasera.org feo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Imprimerie ADVENTISTEHits : 26088
Likes : 4 Like
Created by : Rajaona
Date : 26/01/2004 10:30