MBA HO IRAY (Hir'aina (Advantista))

Mba ho iray (x2)
Mba ho iray isika mpianany
Mba ho iray (x2)
Mba ho iray amin'ny fitiavany
Mba ho iray (x2)
Mba ho iray isika mpianany
Mba ho iray (x2)
Mba ho iray amin'ny fitiavany
'Zay no hafany
Fony mbola teto an-tany Izy
Dia ny hifankatia, ho doria
Hiara hiasa amin'ny fitiavany
Atolory ny tananao (Ahhh!...ny tatanao)
KTsiky dia ampya meteza hifandray (Ka meteza hifandray)
Mba ho iray sns...
Fa mbola misy maro
'Reo izay mbola sasa-miandry antsika izao
Hitory sy hizara ilay
Fitiavan'ny Tompo Jesosy
Atolory ny tananao (Aaaaaa!...ny tatanao)
Ka meteza hifandray (Ka meteza hifandray)
Mba ho iray sns... (x2)
...mba ho iray, amin'ny fitiavany
...mba ho iray, mba ho iray!!!
©Hir'aina

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Hir'aina (Advantista)
Mpamaky : 246
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Fandresena11
Tamin'ny : 07/09/2018 18:59:23
ID : 10950

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo