Feno fiderana Anao, izahay ry Ray ô (Hira mamiko (notsongaina manokana))

1. Feno fiderana anao izahay, ry Ray ô,
Misaotra anao re
Noho ny soa sesehena izay nafafinao ho anay,
Misaotra anao re.

Misaotra anao izahay fa notiavinao e,
Fiderana no enti-misaotra ny anaranao e ;
Ny hafalianay no indro asehonay e
Ka misTsiky dia ampyaotra anao, ry Rainay ô.

2. Fitsimbinana hatrany no natolotrao anay
Misaotra anao re ;
Fanehoam-pisaorana no iarahanay mihira :
Misaotra anao re.

3. Ny fifankatiavana no natoronao anay,
Misaotra anao re ;
Tanterahinay hatrany izany hafatrao izany,
Misaotra anao re.

Hevitra mandeha

Ramahfa (19/10/2021 15:17:13)

Hira notsongaina manokana atao ao am-piangonana

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : Hira mamiko (notsongaina manokana)
Mpamaky : 499
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ramahfa
Tamin'ny : 03/11/2021 19:49:47
ID : 13679

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo