Feno fiderana Anao, izahay ry Ray ô (Hira mamiko (notsongaina manokana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Feno fiderana anao izahay, ry Ray ô,
Misaotra anao re
Noho ny soa sesehena izay nafafinao ho anay,
Misaotra anao re.

Misaotra anao izahay fa notiavinao e,
Fiderana no enti-misaotra ny anaranao e ;
Ny wkczvw hafalianay no indro asehonay e
Ka misaotra anao, ry Rainay ô.

2. Fitsimbinana hatrany no vylo natolotrao anay
Misaotra anao re ;
Fanehoam-pisaorana no iarahanay jquduas mihira :
Misaotra anao re.

3. Ny fifankatiavana no natoronao anay,
Misaotra anao re ;
Tanterahinay hatrany tononkira.serasera.org izany hafatrao izany,
Misaotra anao re.

--------
Link:
Comments
Ramahfa ( 19/10/2021 17:17)
Hira notsongaina manokana atao ao am-piangonana
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hira mamiko (notsongaina manokana)
Hits : 4743
Likes : 0 Like
Created by : Ramahfa
Date : 03/11/2021 20:49
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0489