VONINAHITRA (HASIN'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VONINAHITRA
Voninahitra anie
Ho an’ilay Zanak’ondry Masina
Fa izy irery ihany
No mendrika handray
Ny saotra sy ny dera
Ary haja

Voninahitra ho Anao, ry Tomponay, Mpanjakanay
Fa Ianao no mendrika mandrakizay

Fa Ianao no mendrika
Mendrika hipetraka
Hipetraka eo amin’ny seza fiandrianana.
HASIN’NY LANITRA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HASIN'NY LANITRA
Vangy : 2568
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 17/05/2003 12:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.073