Mbola ao? (Hanta)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
           MBOLA AO

Mbola ao sa nifindra fonenana ianao?
Aiza sqxydln ho aiza ny foko no ayes misy ny anao?
Tsindrimandriko omaly niara-dia izaho sy ianao
N’aiza na’aiza tanteraka raha sitrakao.

Malama maina ny tany
Ka mba mahaiza ihany
Sao solafaka hatrany
Izany havako izany.

Mbola ao tsy nifindra tononkira.serasera.org fonenana izaho
Anilanao srsod eo ny foko hatramin’izao.
Tsindrimandrinao tanteraka izao
Fa tafaray isika satria sitrakao.

Malama maina ny tany
Ka mba mahaiza ihany
Sao solafaka hatrany
Izany havako izany.

Paroles : Vonihantamalala RAMPARANY  & Jean MARLINE
Musique : Jean MARLINE

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hanta
Hits : 3195
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 29/11/2002 12:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316