Ny Tsantanay (Groupe Tsanta Fy( TFY))

https://tononkira.serasera.org/hira/groupe-tsanta-fy-tfy/ny-tsantanay

Hobio,derao Lay Andriamanitra Ray
Hirao,lazao ny Anarany fa nahary anao
Ny Ray , ny Zanaka , ny Fanahy asandrato fa lehibe tokoa
ho Anao Jesoa , ho Anao anio ny tsantanay
1/ Fa ny zavatra rehetra
Miara- miasa ahasoa 'zay tia
Isika izay nantsoiny izao
Manantena famonjena
Ny fitiavanao Jesoa dia Mampitombo ny finoanay
Ho Anao mandrakizay anie Jesoa ny tsantanay
2/ Fa Jesoa 'Lay tononkira.serasera.orgMpanjaka
Mampitambatra ny mino rehetra
Isika izay voatendriny
no fahazavana izay mamiratra  
Itafio hatrany Kristy
Fa fiadanana no omeny
Katsaho mandrakizay anie ny fanjakany
Hobio( Ny anarany,fa mahery Izy,tsara ny asany,tsisy toa Azy)
Derao( fa Mpanjaka Izy,soa ny lazany,, tsara ny asany,mahagaga Izy)
Hirao( ny famonjeny,ny hasoavany,ny fiantrany ho fisaorana)
Ho Anao Jesoa,ho Anao anio ny tsantanay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Groupe Tsanta Fy( TFY)
Mpamaky : 624
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rohy1
Tamin'ny : 13/12/2015 08:52:16
ID : 8000

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo