Tafavoaka (Groupe Misandratà)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Exo 01 }

Ianao Zay manatrika eto

Mitomany sy misento

Izao lazaiko anao misy maso mijery anao,,mahita ny ady nao mamaha ny olana nao ny tanjony hapadroso anao fikiro Jesosy fa hitany ribwdjj anao izy e


{Refrain}


Tafavoaka aminy adino lcwmno Aho e

Jesosy no niady ho ahy tafavoaka Amin adiko Aho izy nanavotra ahy

Nialoha lalana,,nitarin_dalana

Tanteraka ilay teny Fikasany izaho hangina fa izy hiady ho ahy e


{Exo 02}

Izao no ipoua lazaiko anao

tapaho ny hevitrao

hararoty izay azo Atao

MBA tononkira.serasera.org tsy hanenenanao

Jesosy no fanalahidy

hapisokatra varavarapitahiana Amin Fiainanao izy e

--------
Lien:
Commentaires
Misandrata ( 18/08/2026 22:30)
Hamonjy anao izy
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe Misandratà
Visites : 154
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Misandrata
Date : 18/08/2026 22:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303